Isa ny amontana... : j'apprends à compter. Isa ny amontana... : mianatra manisa aho
Livre

Isa ny amontana... : j'apprends à compter. Isa ny amontana... : mianatra manisa aho

de Zanoarisoa Rajaona

Avec la comptine traditionnelle « Isa ny amontana... », les enfants apprennent les chiffres, les plantes, et également les valeurs malgaches qui y sont liées.

Elle est à réciter en accélérant le rythme et à répéter jusqu'à perdre haleine tout en jonglant.

« Isa ny amontana... » dia lalao tsotra sady mahafinaritra entina mampianatra manisa sy mampahafantatra ny zavamaniry.

Mirakitra ny hasina maha-malagasy ihany koa ity tononkalo nentin-drazana ity.

Averimberina haingana sy tsy an-kiato izy, eo am-pitanisana.